Navadika Archlinux ilay console retro
Nampoina Razafindralaisa
21 May 2026
Projet kely ampiasaina ato an-trano izy ity, havaozina kely ilay Ordi portable maty écran avadika console retro. Config nampiakatra ram kely Marque sy modèle Dell Inspiron N4110 Processeur Intel core i3-2350M (4) @ 2.300GHz Architecture x86_64 RAM 8GB Carte graphique Intel HD Graphics 2500 Disque dur HDD 512 GB, Prudence ary misy bad sector OS […]
Tsy mety piloté amin’ny linux ilay clavier Fantech HE68 Pro
Nampoina Razafindralaisa
21 May 2026
Tsy hoe tsy madeha akory ilay clavier, fa toa latsadanja amin’ny mpampiasa windows ianao sur Linux rehefa mampiasa ity clavier ity. Rehefa hanao personnalisation mantsy dia miditra amin’ilay application Web-Driver, izany hoe tsy installé-na ny azy ilay app de personnalisation fa sokafana amin’ny navigateur. Tsy mahita ilay clavier anefa izy io sur Linux. Solution avy […]
WorkSpace WordPress-n’ny mpanoratra
Nampoina Razafindralaisa
3 Martsa 2026
Developpement WordPress moa no tena mampidi-bola ny mpanoratra, ka mba zaraina ary ny workspace tsotsotra nefa manamora fiainana rehefa mi-dev WordPress. PHP code sniffer ho an’ny WordPress Izy ity moa dia fitaovana iray matanjaka sy mora ampiasaina rehefa manoratra code PHP, mampiseho (Highlight) sy manitsy izay fomba fanoratra code (auto-correction) tsy manaraka standard. WordPress moa […]
Hyprland, Installation hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany
Nampoina Razafindralaisa
3 Jolay 2025
Configuration Retroarch, émulateur ahafahana milalao
Nampoina Razafindralaisa
23 Jona 2025
Installation Linux
Nampoina Razafindralaisa
16 Jona 2025
Linux no système voasafidy fa ho atao amin’ilay console retro-gaming. Araho ary ny nahatonga izany safidy izany, ary inona no distribution nampiasaina.
Ordi portable maty écran avadika console retro
Nampoina Razafindralaisa
16 Jona 2025
Projet iray izy ity mba tsy hanariana fotsiny ordinateur mbola mandeha, fa misy olana na tsy hampiasaina intsony. Misy maro any vaky écran, maty clavier, lasa miraikitra be satria antitra loatra…
Ndao ary zaraiko aminao ny nanamboarako console de jeux retro avy amin’ny ordinateur iray maty écran.
Git clone, Tsy mety rehefa Private Repository.
Nampoina Razafindralaisa
9 Jona 2025
fatal: Could not read from remote repository.
Io no erreur azo rehefa manao clone repository privée ianao nefa tsy manana permission. Tsy maintsy mila clé SSH izao rehefa hiresaka ny git ao am ordi anao sy GitHub, raha private repo ny resaka. Raha repo public kosa mety foana.
Arnaque au président : Hosoka Deepfake avo lenta miaraka amin’ny IA
Nampoina Razafindralaisa
12 Martsa 2025