Ordi portable maty écran avadika console retro

Projet iray izy ity mba tsy hanariana fotsiny ordinateur mbola mandeha, fa misy olana na tsy hampiasaina intsony. Misy maro any vaky écran, maty clavier, lasa miraikitra be satria antitra loatra...

Ndao ary zaraiko aminao ny nanamboarako console de jeux retro avy amin'ny ordinateur iray maty écran.

Config

Marque sy modèleDell Inspiron N4110
ProcesseurIntel core i3-2350M (4) @ 2.300GHz
Architecturex86_64
RAM4GB
Carte graphiqueIntel HD Graphics 2500
Disque durHDD 512 GB, Prudence ary misy bad sector
OS originalWindows 7 32 bits

Ireo jeux nandramana, ary fantatra fa zakany

  • Arcades
  • Game boy / color / advance
  • Game Gear
  • Megadrive
  • Master System
  • Nintendo DS
  • Nintendo 64
  • NES
  • Super NES
  • PS1
  • PSP
  • PS2, miankina amin'ny jeux ny fluidité

Ireo zavatra natao

Araho ary ireo lien ahitanao misimisy kokoa. (Ho avy tsy ho ela ny tohiny raha mbola tsy misy lien)

Navigation

4 Commentaires

  1. Manoa

    Teknolodjiah

    Reply
    • Nampoina Razafindralaisa

      Mbola ho avy ny sary fa tena Teknolodjiah mihitsy 😂 😂

  2. Sahaza

    Mahafinaritra izany

    Reply
    • Nampoina Razafindralaisa

      Mankasitraka eh! mbola lava ny ketrika fa araho hatrany

Envoyer un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

<a href="https://mety-aby.com/author/nampoina/" target="_self">Nampoina Razafindralaisa</a>

Nampoina Razafindralaisa

Developpeur Web ny mpanoratra. Mba mizarazara ny hevitro fotsiny aho eto. Mamakia finaritra!