Mbola tsy misy meme ato

Manoratra test PHP ho an’ny WordPress

Hitantsika atsy amin'ilay article iray atsy ny environnement de test an'ny mpanoratra. Ato isika dia hijery indray hoe toy ny ahoana no fanoratana test ho an'ireo fonctions rehetra ampiasaintsika. Fichier de test Araky ny configuration natao moa dia ao anatin'ilay...

Test PHPUnit ho an’ny theme sy plugin WordPress

Tsy dia mahazatra loatra ny tests rehefa Dev debutant, nefa tena miasa be izy rehefa manao projet long terme ianao. Miovaova mantsy ny code manaraka ny fivoaran'ny teknolojia, ka eo no tena mipetraka ny lanjan'ny tests. Fa maninona no manoratra tests Eritrereto anie...

WordPress sous Docker, conteneur dev local

Be dia be ny afaka atao raha hanao installation WordPress en local. Misy ny LocalWP, afaka manao installation LAMP, fa raha hanamboatra theme sy plugin tena hafa ihany ny conteneur Docker. Matetika moa aho site efa misy foana no hanamboarana theme vaovao, na...

KeePassXC, Gestionnaire de mot de passe offline

Rehefa navigateur web amin'izao dia misy gestionnaire de mot de passe avokoa. Raha ho an'ny mpanoratra manokana, tsy mety amiko hoe any anaty compte Google / Firefox / Vivaldi sns any ny mot de passe-ko rehetra. Tsy misy ratsy amin'izany fa ny ahy aloha aleoko...