Hyprland, Installation hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany

by | Alakamisy 3 Jolay 2025 | Ketrika, Linux

Ao anaty hype tsara mihitsy Hyprland zao, ary tena betsaka ireo mahavita zavatra mlay aminy. Betsaka koa anefa no taraiky, bloqué rehefa vao manokatra azy iny toa tsy misy na inona na inona.

Ndao fa ho azavaiko anao ny fanaovana azy, hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany.

Fa inona moa ilay Hyprland ?

Hyprland dia compositeur de fenêtre dynamique, vita amin’ny C++. Izy ity dia mampiasa ny “tiling”, izany hoe tsy mifampitaingina ny fenêtre sokafanao fa mifanao avia sy avanana na ambony sy ambany, miara hita eo avokoa. Azo atao mifampitaingina koa anefa fa tsy hoe tsy maintsy izay foana.

Natao ho tena maivana izy ity nefa dia tena mahavita zavatra tsara tarehy ary personnalisable be. Izy ity moa dia izy natokana ho an’ny Wayland irery ihany.

Ho an’iza i Hyprland ?

Tsy natao ho an’ny rehetra anefa ity revy ity, fa mila tia mikitikitika ianao vao tafavoaka aminy. Tsy DE (Desktop Environnement) toy Gnome sy KDE izy ity, fa logiciel de fenêtrage. Noho izany fenêtrage ihany no ataon’ny Hyprland fa ny afa ankoatr’izay dia mbola mila karakarainao daholo.

Ohatra : Tsy misy bouton power ahafahanao mamono azy miaraka amin’ny Hyprland, fa mbola mila mi-install logiciel hafa ianao ary manao ny configuration an’ireo bouton toy ireo amin’ny sary ireo.

Ary toy izay daholo ny wifi, Bluetooth, sns.

Aza kivy anefa raha tsy mbola vonona amin’izany ianao fa efa misy Hyprland préconfiguré azonao tonga dia ampiasaina, hitanao ato.

Installation

Tsy miresaka ireo préconfiguré instony aho eto, fa configuration Hyprland hatramin’ny voalohany mihitsy.

  • Dépot (Recommandé)
  • Manuel

Mila installé-na fotsiny ny package Hyprland dia zay, vita. Jereo ato ny anaran’ny package mety amin’ny distribution anao dia installéo. Mazava be koa ny informations ao amin’ny doc.

Mila mitandrina anefa amin’ireo version ana paquet, tsara foana mampiasa ny version farany indrindra fa haingana be ny MAJ ao amin’ny Hyprland. Ny distribution stable mety andeha ihany, ny LTS aloha tonga dia aleo hijanona.

Ataoko fa tsy mila ahy ianao raha mahasaky anao manual install, za koa moa tsy mahay manao build C++ rahateo. Ato ny doc.

Kitty

Mila isntallé-na ity émulateur de terminal ity, satria io no par défaut ao amin’ny configuration ao. Jereo ato ny anaran’ny package mety amin’ny distribution anao dia installéo.

Ho an’ireo mampiasa carte graphique Nvidia (Raha tsy mampiasa NVidia ianao tonga dia dingano fa lava be ity)

Ho an’ireo mampiasa graph Nvidia, dia aleo driver propriétaire no ampiasaina fa tsy nouveau. Ireto indray ny requirements raha tiana handeha tsara ilay raha : nvidia-utils (sy lib32-nvidia-utils raha mampiasa multilib), egl-wayland (tokony efa ao ity).

Avy eo, mila ity configuration ity hi-activé-na ny interface fbdev.

/etc/modprobe.d/nvidia.conf
options nvidia_drm modeset=1
INI

Rehefa avy eo, mila chargé-na aloha be i Nvidia sy ny forongony, raha tsy izany écran noir be fotsiny no eo rehefa alefa i Hyprland.

  • Arch Linux sy ny zanany (mkinitcpio)
  • Fedora / RHEL / CentOS / openSUSE (dracut)
  • Debian / Ubuntu / Mint (initramfs-tools)
/etc/mkinitcpio.conf
MODULES=(nvidia nvidia_modeset nvidia_uvm nvidia_drm)
INI

Mila regénéré-na rehefa avy eo ny initramfs, dia avy eo reboot.

Terminal
sudo mkinitcpio -P
Bash

Rehefa vita reboot dia afaka verifié-na hoe mandeha ve ireo DRM NVidia :

Terminal
cat /sys/module/nvidia_drm/parameters/modeset
(tokony mamaly) Y
Bash
/etc/dracut.conf.d/nvidia.conf
add_drivers+=" nvidia nvidia_modeset nvidia_uvm nvidia_drm "
INI

Mila regénéré-na rehefa avy eo ny initramfs, dia avy eo reboot.

Terminal
sudo dracut -f
Bash

Rehefa vita reboot dia afaka verifié-na hoe mandega ve ireo DRM NVidia :

Terminal
cat /sys/module/nvidia_drm/parameters/modeset
(tokony mamaly) Y
Bash
/etc/initramfs-tools/modules
nvidia
nvidia_modeset
nvidia_uvm
nvidia_drm
INI

Mila regénéré-na rehefa avy eo ny initramfs, dia avy eo reboot.

Terminal
sudo update-initramfs -u
Bash

Rehefa vita reboot dia afaka verifié-na hoe mandega ve ireo DRM NVidia :

Terminal
cat /sys/module/nvidia_drm/parameters/modeset
#tokony mamaly Y
Bash

Rehefa izay, ampiana ireto variable d’environnements ireto sisa ao anaty hyprland.conf dia vita

~/.conf/hypr/hyprland.conf
env = LIBVA_DRIVER_NAME,nvidia
env = __GLX_VENDOR_LIBRARY_NAME,nvidia
INI

Double graph Intel Nvidia

Indraindray ohatry ny mi-ram be izany ny application electron rehefa alefa amin’ny machine double graph, misy modif kely ity amin’ilay modules : alefa alohan’ny NVidia i i915.

  • Arch Linux sy ny zanany (mkinitcpio)
  • Fedora / RHEL / CentOS / openSUSE (dracut)
  • Debian / Ubuntu / Mint (initramfs-tools)
/etc/mkinitcpio.conf
MODULES=(i915 nvidia nvidia_modeset nvidia_uvm nvidia_drm)
INI
/etc/dracut.conf.d/nvidia.conf
add_drivers+=" i915 nvidia nvidia_modeset nvidia_uvm nvidia_drm "
INI
/etc/initramfs-tools/modules
i915
nvidia
nvidia_modeset
nvidia_uvm
nvidia_drm
INI

Alefa amin’izay ilay Hyprland

Mbola tsy misy login manager

tty
Hyprland
Bash

Afaka manampy Login manager ianao, SDDM zao tena milamina tsara mihitsy.

Efa misy login manager

Raha efa manana login manager ianao, tokony efa azo safidiana ao i Hyprland.

Manana safidy 2 ianao, Hyprland na Hyprland (uwsm-managed).

  • Hyprland (uwsm-managed) – Recommandé
  • Hyprland

Systemd no manokatra an’i Hyprland, ary azonao initialiser-na amin’ny systemd daholo koa ireo logiciel hafa. I systemd amin’izay no mandrindra ireo Unit rehetra, milamina be ianao.

Raha mbola tsy installé i uwsm, jereo izay mety aminao dia installéo.

Ity iray ity moa izany dia mitovy amin’ny hoe manoratra commande Hyprland fotsiny. Raha ity dia ao anaty hyprland.conf avokoa no ataonao ny lancement an’ny logiciel rehetra. Raha mampiasa systemd moa ianao dia tsara kokoa atao amin’ny uswm amin’izay afaka miresaka ireo Unit Systemd rehefa mandefa ny app rehetra.

Zay, mandeha

Rehefa vita daholo izay, tokony tonga eo amina fond d’écran tsy misy na inona na inona ianao izao. Io ilay hoe Hyprland. Mlay eh?

Rehefa eo ianao, SUPER + Q (Windows + Q) no manokatra terminal, SUPER + C manakatona fenêtre, SUPER + M no manakatona an’i Hyprland.

Raha tsy misy na inona na inona mitranga, jereo aloha sao lasa QWERTY ny clavier. (lasa SUPER + A sy SUPER + , ).

Ireo App ilaina mba hampa-Hypr tsara ilay Hyprland

Ireto avy ny zavatra mila installé-na zao mba azo ampiasaina tsara ilay Hyprland :

Qt Wayland Support

qt5-wayland sy qt6-wayland.

Hyprpolkitagent

Ity no manokatra popup kely mba ahazoan’ny application graphique mangataka privilège. Tsy maintsy ananana.

Jereo ato ny anarany amin’ny distribution anao dia installéo.

Rehefa izay dia mila alefa :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
systemctl --user enable --now hyprpolkitagent.service
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
exec-once = systemctl --user start hyprpolkitagent
INI

Dia reboot.

xdg desktop portal

xdg-desktop-portal-hyprland sy xdg-desktop-portal-gtk, ireto no mampifandray ireo app sy Hyprland amin’ny alalan’ny D-Bus. Raha tsy misy an’ireto tsy afaka manao “Ouvrir” sy zavatra hafa be dia be. Tonga dia mandeha ho azy ireo rehefa velona i Hyprland.

Pipewire

Ity no mpandrindra ny feo, misy zavatra tsy mandeha ao raha tsy ao i pipewire sy i wireplumber.

Daemon de notification

Misy app mi-crash raha tsy manana daemon notification ianao. Misy maro izy ohatra swaync na mako.

Ho avy eo ihany ny article momba an’i swaync fa mbola tsy voasoratra.

hyprpaper

Ity no mpandrindra ny fond d’ecran ho an’i Hyprland. Jerijereo ato ilay package mety amin’ny distribution anao dia installéo.

Fomba fampiasana azy :

~/.config/hypr/hyprpaper.conf
# mila alaina atao anaty memoire aloha ilay sary
preload = path_mankany_amin_le_sary/sary.png
# dia avy eo apetaka amin'ny monitor :
# wallpaper = monitor, sary (tsy asiana ilay monitor dia mipetaka amin'ny ecran rehetra ilay sary)
wallpaper = , path_mankany_amin_le_sary/sary.png
INI

Rehefa avy eo izy activé-na au démarrage :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
systemctl --user enable --now hyprpaper.service
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
exec-once = hyprpaper
INI

hyprlock

Lock screen fotsiny ity, fa lockscreen manja kely. Jerijereo ato ilay package mety amin’ny distribution anao dia installéo.

Ny configuration any :

~/.config/hypr/hyprlock.conf
# for more configuration options, refer https://wiki.hyprland.org/Hypr-Ecosystem/hyprlock
# shortcuts to clear password buffer: ESC, Ctrl+U, Ctrl+Backspace

$font = Monospace

general {
    hide_cursor = false
}

animations {
    enabled = true
    bezier = linear, 1, 1, 0, 0
    animation = fadeIn, 1, 5, linear
    animation = fadeOut, 1, 5, linear
    animation = inputFieldDots, 1, 2, linear
}

background {
    monitor =
    path = screenshot
    blur_passes = 3
}

input-field {
    monitor =
    size = 20%, 5%
    outline_thickness = 2
    inner_color = rgba(0, 0, 0, 0.0) # no fill

    outer_color = rgb(61afef) rgb(212d46) 45deg
    check_color = rgb(61afef) rgba(ff6633ee) 120deg
    fail_color = rgba(ff6633ee) rgba(ff0066ee) 40deg

    font_color = rgb(143, 143, 143)
    fade_on_empty = false
    rounding = 15

    font_family = $font
    placeholder_text = Mot de passe
    fail_text = $PAMFAIL

    # uncomment to use a letter instead of a dot to indicate the typed password
    # dots_text_format = *
    # dots_size = 0.4
    dots_spacing = 0.3

    # uncomment to use an input indicator that does not show the password length (similar to swaylock's input indicator)
    # hide_input = true

    position = 0, -20
    halign = center
    valign = center
}

# TIME
label {
    monitor =
    text = $TIME # ref. https://wiki.hyprland.org/Hypr-Ecosystem/hyprlock/#variable-substitution
    font_size = 90
    font_family = $font

    position = -30, 0
    halign = right
    valign = top
}

# DATE
label {
    monitor =
    text = cmd[update:60000] date +"%A, %d %B %Y" # update every 60 seconds
    font_size = 25
    font_family = $font

    position = -30, -150
    halign = right
    valign = top
}
INI

I hyprilde na script afa no ataontsika miantso an’ity fa tsy mila alefa au démarrage.

hypridle

Ity indray no mi-gérer ny resaka mise en veille sy ne économiseur d’écran sns. Jerijereo ato ilay package mety amin’ny distribution anao dia installéo.

Ny configuration (exemple par défaut avy ao anaty doc) :

~/.config/hypr/hypridle.conf
general {
    lock_cmd = pidof hyprlock || hyprlock       # avoid starting multiple hyprlock instances.
    before_sleep_cmd = loginctl lock-session    # lock before suspend.
    after_sleep_cmd = hyprctl dispatch dpms on  # to avoid having to press a key twice to turn on the display.
}

listener {
    timeout = 150                                # 2.5min.
    on-timeout = brightnessctl -s set 10         # set monitor backlight to minimum, avoid 0 on OLED monitor.
    on-resume = brightnessctl -r                 # monitor backlight restore.
}

# turn off keyboard backlight, comment out this section if you dont have a keyboard backlight.
listener { 
    timeout = 150                                          # 2.5min.
    on-timeout = brightnessctl -sd rgb:kbd_backlight set 0 # turn off keyboard backlight.
    on-resume = brightnessctl -rd rgb:kbd_backlight        # turn on keyboard backlight.
}

listener {
    timeout = 300                                 # 5min
    on-timeout = loginctl lock-session            # lock screen when timeout has passed
}

listener {
    timeout = 330                                                     # 5.5min
    on-timeout = hyprctl dispatch dpms off                            # screen off when timeout has passed
    on-resume = hyprctl dispatch dpms on && brightnessctl -r          # screen on when activity is detected after timeout has fired.
}

listener {
    timeout = 1800                                # 30min
    on-timeout = systemctl suspend                # suspend pc
}
INI

Mila alefa au démmarage miaraka amin’ny Hyprland :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
systemctl --user enable --now hypridle.service
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
exec-once = hypridle
INI

hyprcursor

Format vaovao ana curseur izy ity special ho an’i Hyprland, fa afaka mampiasa curseur normal ihany koa anefa amin’ny Hyprland.

Toy ny makazatra dia alefa ao anat ~/.icons ihany ireo curseurs, dia avy eo :

~/.conf/hypr/hyprland.conf
# Ao amin'ny discord an'i Hyprland feno icone be dia be
env = HYPRCURSOR_THEME,volantes
env = HYPRCURSOR_SIZE,42
env = XCURSOR_THEME,volantes
env = XCURSOR_SIZE,42
INI

Waybar

Efa mahazatra ilay manana barre eto ambany na ery ambony, waybar mlay tsara say personnalisable be.

Configuration :

~/.conf/waybar/config.jsonc
// -*- mode: jsonc -*-
{
    // "layer": "top", // Waybar at top layer
    // "position": "bottom", // Waybar position (top|bottom|left|right)
    "height": 30, // Waybar height (to be removed for auto height)
    // "width": 1280, // Waybar width
    "spacing": 4, // Gaps between modules (4px)
    // Choose the order of the modules
    "modules-left": [
        "hyprland/workspaces",
        "hyprland/submap",
    ],
    "modules-center": [
        "hyprland/window"
    ],
    "modules-right": [
        "mpd",
        "idle_inhibitor",
        "pulseaudio",
        "network",
        "power-profiles-daemon",
        "cpu",
        "memory",
        "temperature",
        "backlight",
        "keyboard-state",
        "sway/language",
        "battery",
        "battery#bat2",
        "clock",
        "tray",
    ],
    // Modules configuration
    "hyprland/workspaces": {
        "disable-scroll": true,
        "all-outputs": true,
        "warp-on-scroll": false,
        "format": "{name}: {icon}",
        "format-icons": {
            "1": "",
            "2": "",
            "3": "",
            "4": "",
            "5": "",
            "urgent": "",
            "focused": "",
            "default": ""
        }
    },
    "keyboard-state": {
        "numlock": true,
        "capslock": true,
        "format": "{name} {icon}",
        "format-icons": {
            "locked": "",
            "unlocked": ""
        }
    },
    "hyprland/submap": {
        "format": "<span style=\"italic\">{}</span>"
    },
    "mpd": {
        "format": "{stateIcon} {consumeIcon}{randomIcon}{repeatIcon}{singleIcon}{artist} - {album} - {title} ({elapsedTime:%M:%S}/{totalTime:%M:%S}) ⸨{songPosition}|{queueLength}⸩ {volume}% ",
        "format-disconnected": "Disconnected ",
        "format-stopped": "{consumeIcon}{randomIcon}{repeatIcon}{singleIcon}Stopped ",
        "unknown-tag": "N/A",
        "interval": 5,
        "consume-icons": {
            "on": " "
        },
        "random-icons": {
            "off": "<span color=\"#f53c3c\"></span> ",
            "on": " "
        },
        "repeat-icons": {
            "on": " "
        },
        "single-icons": {
            "on": "1 "
        },
        "state-icons": {
            "paused": "",
            "playing": ""
        },
        "tooltip-format": "MPD (connected)",
        "tooltip-format-disconnected": "MPD (disconnected)"
    },
    "idle_inhibitor": {
        "format": "{icon}",
        "format-icons": {
            "activated": "",
            "deactivated": ""
        }
    },
    "tray": {
        // "icon-size": 21,
        "spacing": 10,
        // "icons": {
        //   "blueman": "bluetooth",
        //   "TelegramDesktop": "$HOME/.local/share/icons/hicolor/16x16/apps/telegram.png"
        // }
    },
    "clock": {
        // "timezone": "America/New_York",
        "tooltip-format": "<big>{:%Y %B}</big>\n<tt><small>{calendar}</small></tt>",
        "format-alt": "{:%Y-%m-%d}"
    },
    "cpu": {
        "format": "{usage}% ",
        "tooltip": false
    },
    "memory": {
        "format": "{}% "
    },
    "temperature": {
        // "thermal-zone": 2,
        // "hwmon-path": "/sys/class/hwmon/hwmon2/temp1_input",
        "critical-threshold": 80,
        // "format-critical": "{temperatureC}°C {icon}",
        "format": "{temperatureC}°C {icon}",
        "format-icons": ["", "", ""]
    },
    "backlight": {
        // "device": "acpi_video1",
        "format": "{percent}% {icon}",
        "format-icons": ["", "", "", "", "", "", "", "", ""]
    },
    "battery": {
        "states": {
            // "good": 95,
            "warning": 30,
            "critical": 15
        },
        "format": "{capacity}% {icon}",
        "format-full": "{capacity}% {icon}",
        "format-charging": "{capacity}% ",
        "format-plugged": "{capacity}% ",
        "format-alt": "{time} {icon}",
        // "format-good": "", // An empty format will hide the module
        // "format-full": "",
        "format-icons": ["", "", "", "", ""]
    },
    "battery#bat2": {
        "bat": "BAT2"
    },
    "power-profiles-daemon": {
      "format": "{icon}",
      "tooltip-format": "Power profile: {profile}\nDriver: {driver}",
      "tooltip": true,
      "format-icons": {
        "default": "",
        "performance": "",
        "balanced": "",
        "power-saver": ""
      }
    },
    "network": {
        // "interface": "wlp2*", // (Optional) To force the use of this interface
        "format-wifi": "{essid} ({signalStrength}%) ",
        "format-ethernet": "{ipaddr}/{cidr} ",
        "tooltip-format": "{ifname} via {gwaddr} ",
        "format-linked": "{ifname} (No IP) ",
        "format-disconnected": "Disconnected ⚠",
        "format-alt": "{ifname}: {ipaddr}/{cidr}"
    },
    "pulseaudio": {
        // "scroll-step": 1, // %, can be a float
        "format": "{volume}% {icon} {format_source}",
        "format-bluetooth": "{volume}% {icon} {format_source}",
        "format-bluetooth-muted": " {icon} {format_source}",
        "format-muted": " {format_source}",
        "format-source": "{volume}% ",
        "format-source-muted": "",
        "format-icons": {
            "headphone": "",
            "hands-free": "",
            "headset": "",
            "phone": "",
            "portable": "",
            "car": "",
            "default": ["", "", ""]
        },
        "on-click": "pavucontrol"
    }
}
JSONC
~/.conf/waybar/style.css
* {
    /* `otf-font-awesome` is required to be installed for icons */
    font-family: FontAwesome, Roboto, Helvetica, Arial, sans-serif;
    font-size: 13px;
}

window#waybar {
    background-color: rgba(43, 48, 59, 0.5);
    border-bottom: 3px solid rgba(100, 114, 125, 0.5);
    color: #ffffff;
    transition-property: background-color;
    transition-duration: .5s;
}

window#waybar.hidden {
    opacity: 0.2;
}

/*
window#waybar.empty {
    background-color: transparent;
}
window#waybar.solo {
    background-color: #FFFFFF;
}
*/

window#waybar.termite {
    background-color: #3F3F3F;
}

window#waybar.chromium {
    background-color: #000000;
    border: none;
}

button {
    /* Use box-shadow instead of border so the text isn't offset */
    box-shadow: inset 0 -3px transparent;
    /* Avoid rounded borders under each button name */
    border: none;
    border-radius: 0;
}

/* https://github.com/Alexays/Waybar/wiki/FAQ#the-workspace-buttons-have-a-strange-hover-effect */
button:hover {
    background: inherit;
    box-shadow: inset 0 -3px #ffffff;
}

/* you can set a style on hover for any module like this */
#pulseaudio:hover {
    background-color: #a37800;
}

#workspaces button {
    padding: 0 5px;
    background-color: transparent;
    color: #ffffff;
}

#workspaces button:hover {
    background: rgba(0, 0, 0, 0.2);
}

#workspaces button.focused {
    background-color: #64727D;
    box-shadow: inset 0 -3px #ffffff;
}

#workspaces button.urgent {
    background-color: #eb4d4b;
}

#mode {
    background-color: #64727D;
    box-shadow: inset 0 -3px #ffffff;
}

#clock,
#battery,
#cpu,
#memory,
#disk,
#temperature,
#backlight,
#network,
#pulseaudio,
#wireplumber,
#custom-media,
#tray,
#mode,
#idle_inhibitor,
#scratchpad,
#power-profiles-daemon,
#mpd {
    padding: 0 10px;
    color: #ffffff;
}

#window,
#workspaces {
    margin: 0 4px;
}

/* If workspaces is the leftmost module, omit left margin */
.modules-left > widget:first-child > #workspaces {
    margin-left: 0;
}

/* If workspaces is the rightmost module, omit right margin */
.modules-right > widget:last-child > #workspaces {
    margin-right: 0;
}

#clock {
    background-color: #64727D;
}

#battery {
    background-color: #ffffff;
    color: #000000;
}

#battery.charging, #battery.plugged {
    color: #ffffff;
    background-color: #26A65B;
}

@keyframes blink {
    to {
        background-color: #ffffff;
        color: #000000;
    }
}

/* Using steps() instead of linear as a timing function to limit cpu usage */
#battery.critical:not(.charging) {
    background-color: #f53c3c;
    color: #ffffff;
    animation-name: blink;
    animation-duration: 0.5s;
    animation-timing-function: steps(12);
    animation-iteration-count: infinite;
    animation-direction: alternate;
}

#power-profiles-daemon {
    padding-right: 15px;
}

#power-profiles-daemon.performance {
    background-color: #f53c3c;
    color: #ffffff;
}

#power-profiles-daemon.balanced {
    background-color: #2980b9;
    color: #ffffff;
}

#power-profiles-daemon.power-saver {
    background-color: #2ecc71;
    color: #000000;
}

label:focus {
    background-color: #000000;
}

#cpu {
    background-color: #2ecc71;
    color: #000000;
}

#memory {
    background-color: #9b59b6;
}

#disk {
    background-color: #964B00;
}

#backlight {
    background-color: #90b1b1;
}

#network {
    background-color: #2980b9;
}

#network.disconnected {
    background-color: #f53c3c;
}

#pulseaudio {
    background-color: #f1c40f;
    color: #000000;
}

#pulseaudio.muted {
    background-color: #90b1b1;
    color: #2a5c45;
}

#wireplumber {
    background-color: #fff0f5;
    color: #000000;
}

#wireplumber.muted {
    background-color: #f53c3c;
}

#temperature {
    background-color: #f0932b;
}

#temperature.critical {
    background-color: #eb4d4b;
}

#tray {
    background-color: #2980b9;
}

#tray > .passive {
    -gtk-icon-effect: dim;
}

#tray > .needs-attention {
    -gtk-icon-effect: highlight;
    background-color: #eb4d4b;
}

#idle_inhibitor {
    background-color: #2d3436;
}

#idle_inhibitor.activated {
    background-color: #ecf0f1;
    color: #2d3436;
}

#mpd {
    background-color: #66cc99;
    color: #2a5c45;
}

#mpd.disconnected {
    background-color: #f53c3c;
}

#mpd.stopped {
    background-color: #90b1b1;
}

#mpd.paused {
    background-color: #51a37a;
}

#language {
    background: #00b093;
    color: #740864;
    padding: 0 5px;
    margin: 0 5px;
    min-width: 16px;
}

#keyboard-state {
    background: #97e1ad;
    color: #000000;
    padding: 0 0px;
    margin: 0 5px;
    min-width: 16px;
}

#keyboard-state > label {
    padding: 0 5px;
}

#keyboard-state > label.locked {
    background: rgba(0, 0, 0, 0.2);
}

#scratchpad {
    background: rgba(0, 0, 0, 0.2);
}

#scratchpad.empty {
	background-color: transparent;
}

#privacy {
    padding: 0;
}

#privacy-item {
    padding: 0 5px;
    color: white;
}

#privacy-item.screenshare {
    background-color: #cf5700;
}

#privacy-item.audio-in {
    background-color: #1ca000;
}

#privacy-item.audio-out {
    background-color: #0069d4;
}
CSS

Fandefasana azy, commande waybar eo amin’ny terminal. Raha alefa au démmarage :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
systemctl --user enable --now waybar.service
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
exec-once = waybar
INI

Launcher ana application

Ny fanaon’ny olona moa izany manisy launcher, dia andao ary ho asiantsika launcher. Misy be dia be fa wofi aloha no safidy eto.

Configuration :

~/.config/wofi/config
show=drun
width=700
height=400
always_parse_args=true
show_all=false
insensitive=true
allow_images=true
allow_markup=true
prompt= Quoi lancer?
INI

Ahoana no mandefa azy? mila apetaka amina raccourci :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
# afaka ataonao izay tianao
bind = SUPER, R, exec, uwsm app -- $(wofi)
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
# afaka ataonao izay tianao
bind = SUPER, R, exec, wofi
INI

Clipboard managers

Tsy misy gestionnaire ana presse papier koa ao, mila mi-install cliphist.

Configuration :

  • Hyprland (uswm-managed) – Recommandé
  • Hyprland
Terminal
exec-once = uwsm app -- wl-paste --type text --watch cliphist store # Stores only text data
exec-once = uwsm app -- wl-paste --type image --watch cliphist store # Stores only image data
Bash
~/.config/hypr/hyprland.conf
exec-once = wl-paste --type text --watch cliphist store # Stores only text data
exec-once = wl-paste --type image --watch cliphist store # Stores only image data
INI

Azo aseho ao anaty wofi koa ny presse papier :

Terminal
bind = SUPER, V, exec, cliphist list | wofi --dmenu | cliphist decode | wl-copy
Bash

Gestionnaire de fichier

Misafidy izay tianao ianao :

WiFi

Tsy misy mi-gérer WiFi koa ao, nm-applet miaraka amin’ny networkmanager milamina be.

Bluetooth

Raha misy bluetooth ny machine anao, blueman mahavita azy tsara.

Gestionnaire de theme

Toy ny mahazatra, alefa ao anaty ~/.themes ireo themes, fa mila app toy nwg-look, qt5ct, qt6ct rehefa hanao ny configuration en graphique.

Fehiny

Dia izay sy izay, configuration simple be daholo moa ireo fa mandeha aloha Hyprland dia zay no zava-dehibe. Afaka maka dotfiles an’olona foana ianao hanatsaranao azy, aza misalasala manontany raha misy tsy mazava na tsy mety ao.

Misy collection ana configuration ato afaka alaintahaka raha liana ianao

0 Comments

Submit a Comment

Tsy haparitaka ny mailakao Tsy maintsy fenoina izay misy *

<a href="https://mety-aby.com/author/nampoina/" target="_self">Nampoina Razafindralaisa</a>

Nampoina Razafindralaisa

Developpeur Web ny mpanoratra. Mba mizarazara ny hevitro fotsiny aho eto. Mamakia finaritra!