Ao anaty hype tsara mihitsy Hyprland zao, ary tena betsaka ireo mahavita zavatra mlay aminy....
Configuration Retroarch, émulateur ahafahana milalao
Mety tsy de ho azonao loatra ny resaka mandeha eto raha tsy namaky ny fampidirana ianao. Ny...
Installation Linux
Linux no système voasafidy fa ho atao amin’ilay console retro-gaming. Araho ary ny nahatonga izany …
Ordi portable maty écran avadika console retro
Projet iray izy ity mba tsy hanariana fotsiny ordinateur mbola mandeha, fa misy olana na tsy hampias…