Dev ny mpanoratra

  • Dev
    • WordPress
  • Ketrika
    • Console retro
  • Linux
  • Android
  • Internet
  • Hardware

KeePassXC, Gestionnaire de mot de passe offline

par Nampoina Razafindralaisa | 1 Août 2026 | Android, Internet, Linux

Rehefa navigateur web amin'izao dia misy gestionnaire de mot de passe avokoa. Raha ho an'ny...

Git clone, Tsy mety rehefa Private Repository.

par Nampoina Razafindralaisa | 9 Juin 2025 | Dev, Internet

fatal: Could not read from remote repository.
Io no erreur azo rehefa manao clone repository privée ianao nefa tsy manana permission. Tsy maintsy mila clé SSH izao rehefa hiresaka ny git ao am ordi anao sy GitHub, raha private repo ny resaka. Raha repo public kosa mety foana.

Ndriii, Skype : Veloma farany amin’ny Mey 2025

Ndriii, Skype : Veloma farany amin’ny Mey 2025

par Nampoina Razafindralaisa | 11 Mar 2025 | Internet

Tadidinao ve ? Nampiasa Skype foana isika rehefa te hiantso video ? Ireo resaka tsy misy dikany...

Inona moa ilay VPN, ahoana no fampiasana azy?

Inona moa ilay VPN, ahoana no fampiasana azy?

par Nampoina Razafindralaisa | 9 Oct 2024 | Internet

Hita foana etsy sy eroa hoe mila mampiasa VPN. Tena ilaina izy io, indrindra moa rehefa manao...

Tongasoa eto Madagasikara ny Starlink

Tongasoa eto Madagasikara ny Starlink

par Nampoina Razafindralaisa | 10 Août 2024 | Internet

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy i Elon Musk fa azo ampiasaina eto madagasikara ny Starlink. Nitombo iray izany ny FAI azon’ny malagasy hisafidianana.

Tsy afaka manao téléchargement torrent hono amin’ny Starlink?

Tsy afaka manao téléchargement torrent hono amin’ny Starlink?

par Nampoina Razafindralaisa | 30 Juin 2024 | Internet

Resabe tato-ato zay fa hoe tsy afaka manao téléchargement raha mampiasa internet vokarin'ny...

Starlink : orbite basse fa tsy orbite géostationnaire

Starlink : orbite basse fa tsy orbite géostationnaire

par Nampoina Razafindralaisa | 30 Juin 2024 | Internet

I Starlink no nametraka voalohany ny accès internet par satellite sur orbite terrestre basse, fa...

Logiciel open source ve sa cracké?

Logiciel open source ve sa cracké?

par Nampoina Razafindralaisa | 25 Mai 2024 | Internet

Mizara roa ny safidy rehefa hampiasa logiciel ianao : na ianao mividy logiciel propriétaire, na...

mety-aby.com

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre