Dev ny mpanoratra

  • Dev
    • WordPress
  • Ketrika
    • Console retro
  • Linux
  • Android
  • Internet
  • Software
  • Hardware

KeepassXC no atao gestionnaire de clé SSH

par Nampoina Razafindralaisa | 19 Sep 2026 | Dev, Software

Rehefa mampiasa clé SSH ianao dia mankaleo be ilay manoratra ilay passphrase isaky ny manao...

Manoratra test PHP ho an’ny WordPress

par Nampoina Razafindralaisa | 17 Août 2026 | Dev

Hitantsika atsy amin'ilay article iray atsy ny environnement de test an'ny mpanoratra. Ato isika...

Test PHPUnit ho an’ny theme sy plugin WordPress

par Nampoina Razafindralaisa | 14 Août 2026 | Dev

Tsy dia mahazatra loatra ny tests rehefa Dev debutant, nefa tena miasa be izy rehefa manao projet...

WordPress sous Docker, conteneur dev local

par Nampoina Razafindralaisa | 3 Août 2026 | Dev, WordPress

Be dia be ny afaka atao raha hanao installation WordPress en local. Misy ny LocalWP, afaka manao...

WorkSpace WordPress-n’ny mpanoratra

par Nampoina Razafindralaisa | 3 Mar 2026 | Dev, WordPress

Developpement WordPress moa no tena mampidi-bola ny mpanoratra, ka mba zaraina ary ny workspace...

Git clone, Tsy mety rehefa Private Repository.

par Nampoina Razafindralaisa | 9 Juin 2025 | Dev, Internet

fatal: Could not read from remote repository.
Io no erreur azo rehefa manao clone repository privée ianao nefa tsy manana permission. Tsy maintsy mila clé SSH izao rehefa hiresaka ny git ao am ordi anao sy GitHub, raha private repo ny resaka. Raha repo public kosa mety foana.

mety-aby.com

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre