Dev ny mpanoratra

  • Dev
    • WordPress
  • Ketrika
    • Console retro
  • Linux
  • Android
  • Internet
  • Hardware

Manoratra test PHP ho an’ny WordPress

par Nampoina Razafindralaisa | 17 Août 2026 | Dev | 0 commentaire

Hitantsika atsy amin’ilay article iray atsy ny environnement de test an’ny mpanoratra. Ato isika dia hijery indray hoe toy ny ahoana no fanoratana test ho an’ireo fonctions rehetra ampiasaintsika. Fichier de test Araky ny configuration natao moa dia...

Test PHPUnit ho an’ny theme sy plugin WordPress

par Nampoina Razafindralaisa | 14 Août 2026 | Dev | 0 commentaire

Tsy dia mahazatra loatra ny tests rehefa Dev debutant, nefa tena miasa be izy rehefa manao projet long terme ianao. Miovaova mantsy ny code manaraka ny fivoaran’ny teknolojia, ka eo no tena mipetraka ny lanjan’ny tests. Fa maninona no manoratra tests...

WordPress sous Docker, conteneur dev local

par Nampoina Razafindralaisa | 3 Août 2026 | Dev, WordPress | 0 commentaire

Be dia be ny afaka atao raha hanao installation WordPress en local. Misy ny LocalWP, afaka manao installation LAMP, fa raha hanamboatra theme sy plugin tena hafa ihany ny conteneur Docker. Matetika moa aho site efa misy foana no hanamboarana theme vaovao, na...

KeePassXC, Gestionnaire de mot de passe offline

par Nampoina Razafindralaisa | 1 Août 2026 | Android, Internet, Linux | 0 commentaire

Rehefa navigateur web amin’izao dia misy gestionnaire de mot de passe avokoa. Raha ho an’ny mpanoratra manokana, tsy mety amiko hoe any anaty compte Google / Firefox / Vivaldi sns any ny mot de passe-ko rehetra. Tsy misy ratsy amin’izany fa ny ahy...

Navadika Archlinux ilay console retro

par Nampoina Razafindralaisa | 21 Mai 2026 | Console retro, Ketrika, Linux | 0 commentaire

Projet kely ampiasaina ato an-trano izy ity, havaozina kely ilay Ordi portable maty écran avadika console retro. Config nampiakatra ram kely Marque sy modèleDell Inspiron N4110ProcesseurIntel core i3-2350M (4) @ 2.300GHzArchitecturex86_64RAM8GBCarte graphiqueIntel HD...

Tsy mety piloté amin’ny linux ilay clavier Fantech HE68 Pro

par Nampoina Razafindralaisa | 21 Mai 2026 | Hardware, Linux | 0 commentaire

Tsy hoe tsy madeha akory ilay clavier, fa toa latsadanja amin’ny mpampiasa windows ianao sur Linux rehefa mampiasa ity clavier ity. Rehefa hanao personnalisation mantsy dia miditra amin’ilay application Web-Driver, izany hoe tsy installé-na ny azy ilay app...

WorkSpace WordPress-n’ny mpanoratra

par Nampoina Razafindralaisa | 3 Mar 2026 | Dev, WordPress | 0 commentaire

Developpement WordPress moa no tena mampidi-bola ny mpanoratra, ka mba zaraina ary ny workspace tsotsotra nefa manamora fiainana rehefa mi-dev WordPress. PHP code sniffer ho an’ny WordPress Izy ity moa dia fitaovana iray matanjaka sy mora ampiasaina rehefa...
Waydroid : mampiasa Android ao anaty Linux

Waydroid : mampiasa Android ao anaty Linux

par Nampoina Razafindralaisa | 26 Juil 2025 | Android, Linux | 3 commentaires

Efa zatra mampiasa BlueStack moa amin’ny Windows, dia nitady équilavelent GNU/Linux ka sendra an’i Waydroid : ilay conteneur mandefa Android complet amina système GNU/Linux. Mandeha amin’ny architecture rehetra moa izy ity, na ARM, ARM64, x86, X86_64...

Hyprland, Installation hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany

par Nampoina Razafindralaisa | 3 Juil 2025 | Ketrika, Linux | 0 commentaire

Ao anaty hype tsara mihitsy Hyprland zao, ary tena betsaka ireo mahavita zavatra mlay aminy. Betsaka koa anefa no taraiky, bloqué rehefa vao manokatra azy iny toa tsy misy na inona na inona. Ndao fa ho azavaiko anao ny fanaovana azy, hatramin’ny voalohany...

Configuration Retroarch, émulateur ahafahana milalao

par Nampoina Razafindralaisa | 23 Juin 2025 | Console retro, Ketrika | 0 commentaire

Mety tsy de ho azonao loatra ny resaka mandeha eto raha tsy namaky ny fampidirana ianao. Ny tanjona amin’izy ity moa dia ny hilalao ireo jeux retro, na hoe jeux « polysta » hoy ny ankamaroan’ny gasy. Fa tsy izay ihany, efa azo lazaina retro ihany koa...

Installation Linux

par Nampoina Razafindralaisa | 16 Juin 2025 | Console retro, Ketrika | 0 commentaire

Tsy dia ho azonao loatra ny resaka mandeha eto raha tsy namaky ny fampidirana (Ordi portable maty écran avadika console retro) ianao. Fa maninona no Linux Averiko eto ihany ilay config hampahazava kokoa ity safidy ity. Amin’ilay Windows 7 moa ity ordi ity dia...

Ordi portable maty écran avadika console retro

par Nampoina Razafindralaisa | 16 Juin 2025 | Console retro, Ketrika | 4 commentaires

Projet iray izy ity mba tsy hanariana fotsiny ordinateur mbola mandeha, fa misy olana na tsy hampiasaina intsony. Misy maro any vaky écran, maty clavier, lasa miraikitra be satria antitra loatra… Ndao ary zaraiko aminao ny nanamboarako console de jeux retro avy...

Git clone, Tsy mety rehefa Private Repository.

par Nampoina Razafindralaisa | 9 Juin 2025 | Dev, Internet | 0 commentaire

Windows TerminalC:\Users\Nampoina\Projects> git clone git@github.com:NampoinaRal/private-repo.git git@github.com: Permission denied (publickey). fatal: Could not read from remote repository. Please make sure you have the correct access rights and the repository...
Arnaque au président : Hosoka Deepfake avo lenta miaraka amin’ny IA

Arnaque au président : Hosoka Deepfake avo lenta miaraka amin’ny IA

par Nampoina Razafindralaisa | 12 Mar 2025 | IA | 0 commentaire

Nisy mpisoloky iray nahavita hosoka tamin’ny fampiasana feo noforonin’ny AI. Tany Italia no niseho ny tantara! Nampiasa IA ireo mpisoloky mba hamoronana feo mitovy amin’ny an’i Guido Crosetto, minisitry ny Fiarovam-pirenena italiana....
Ndriii, Skype : Veloma farany amin’ny Mey 2025

Ndriii, Skype : Veloma farany amin’ny Mey 2025

par Nampoina Razafindralaisa | 11 Mar 2025 | Internet | 0 commentaire

Tadidinao ve ? Nampiasa Skype foana isika rehefa te hiantso video ? Ireo resaka tsy misy dikany miaraka amin’ny fianakaviana, na ilay « Allô, allô, mihitsoka ilay sary » mahazatra ? Fa indrisy, tapitra hatreo ny tantara. Hovonoin’i Microsoft i Skype...
Intel sy AMD : hiray hina ho an’ny x86 manoloana ny ARM

Intel sy AMD : hiray hina ho an’ny x86 manoloana ny ARM

par Nampoina Razafindralaisa | 18 Oct 2024 | Hardware | 0 commentaire

Namorona alliance antsoina hoe x86 Ecosystem Advisory Group ireo orin’asa mpifaninana lehibe Intel sy AMD. Ny tanjona dia hanatsara ny architecture x86 satria mandondona be ny ARM izay mitombo hery hatrany. Ny tanjon’ny x86 Advisory Group Ny x86 Ecosystem...
ARM sy x86, ny tsara ho fantatra hanaovana safidy

ARM sy x86, ny tsara ho fantatra hanaovana safidy

par Nampoina Razafindralaisa | 17 Oct 2024 | Hardware | 0 commentaire

Tsara ho fantatra rehefa miresaka processeur isika fa misy karazany izy ireny. Misy ny manaraka ny architecture ARM, ary misy x86. Samy manana ny tombony ireo architecture ireo, ary samy manana ny lesoka ihany koa. Ndao ary ho hojerentsika lalindalina hoe inona no...
Inona moa ilay VPN, ahoana no fampiasana azy?

Inona moa ilay VPN, ahoana no fampiasana azy?

par Nampoina Razafindralaisa | 9 Oct 2024 | Internet | 0 commentaire

Hita foana etsy sy eroa hoe mila mampiasa VPN. Tena ilaina izy io, indrindra moa rehefa manao zavatra tsy azo atao loatra! Inona moa no asan’ilay VPN ? Raha tsorina dia mandefa ny trafic internet-nao mankany amin’ny serveur hafa ilay VPN izay vao maka ny...
Tongasoa eto Madagasikara ny Starlink

Tongasoa eto Madagasikara ny Starlink

par Nampoina Razafindralaisa | 10 Août 2024 | Internet | 0 commentaire

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy i Elon Musk fa azo ampiasaina eto madagasikara ny Starlink. Nitombo iray izany ny FAI azon’ny malagasy hisafidianana. Starlink now available in Madagascar! https://t.co/fjB6wqaBS4 — Elon Musk (@elonmusk) June 27,...
Tsy afaka manao téléchargement torrent hono amin’ny Starlink?

Tsy afaka manao téléchargement torrent hono amin’ny Starlink?

par Nampoina Razafindralaisa | 30 Juin 2024 | Internet | 0 commentaire

Resabe tato-ato zay fa hoe tsy afaka manao téléchargement raha mampiasa internet vokarin’ny Starlink. Lainga izany, ary misy hevitra diso mivezivezy momba io resaka io. Inona no tsy azo atao amin’ny Starlink? Noho ny lalàna mifehy ny olombelona...
Starlink : orbite basse fa tsy orbite géostationnaire

Starlink : orbite basse fa tsy orbite géostationnaire

par Nampoina Razafindralaisa | 30 Juin 2024 | Internet | 0 commentaire

I Starlink no nametraka voalohany ny accès internet par satellite sur orbite terrestre basse, fa tsy orbite stationnaire. Inona moa no dikan’izany Ny zana-bolana ampiasain’ny Starlink dia eny amin’ny habakabaka miala 300 km hatramin’ny 700 km...
Logiciel open source ve sa cracké?

Logiciel open source ve sa cracké?

par Nampoina Razafindralaisa | 25 Mai 2024 | Internet | 0 commentaire

Mizara roa ny safidy rehefa hampiasa logiciel ianao : na ianao mividy logiciel propriétaire, na mampiasa version cracké. Misy koa anefa ny safidy fahatelo izay tsy dia be mpampiasa firy : ny logiciel open source. Hiresadresaka momba ireo isika. Inona no maha samihafa...

mety-aby.com

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre