WorkSpace WordPress-n’ny mpanoratra
Developpement WordPress moa no tena mampidi-bola ny mpanoratra, ka mba zaraina ary ny workspace tsotsotra nefa manamora fiainana rehefa mi-dev WordPress. PHP code sniffer ho an’ny WordPress Izy ity moa dia fitaovana iray matanjaka sy mora ampiasaina rehefa manoratra…

Waydroid : mampiasa Android ao anaty Linux
Efa zatra mampiasa BlueStack moa amin’ny Windows, dia nitady équilavelent GNU/Linux ka sendra an’i Waydroid : ilay conteneur mandefa Android complet amina système GNU/Linux. Mandeha amin’ny architecture rehetra moa izy ity, na ARM, ARM64, x86, X86_64 mety daholo….
Hyprland, Installation hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany
Ao anaty hype tsara mihitsy Hyprland zao, ary tena betsaka ireo mahavita zavatra mlay aminy. Betsaka koa anefa no taraiky, bloqué rehefa vao manokatra azy iny toa tsy misy na inona na inona. Ndao fa ho azavaiko anao ny fanaovana azy, hatramin’ny voalohany hatramin’ny…
Configuration Retroarch, émulateur ahafahana milalao
Mety tsy de ho azonao loatra ny resaka mandeha eto raha tsy namaky ny fampidirana ianao. Ny tanjona amin’izy ity moa dia ny hilalao ireo jeux retro, na hoe jeux “polysta” hoy ny ankamaroan’ny gasy. Fa tsy izay ihany, efa azo lazaina retro ihany koa hatramin’ny PS2…