Test PHPUnit ho an’ny theme sy plugin WordPress

Nampoina Razafindralaisa

14 août 2026

Tsy dia mahazatra loatra ny tests rehefa Dev debutant, nefa tena miasa be izy rehefa manao projet long terme ianao. Miovaova mantsy ny code manaraka ny fivoaran’ny teknolojia, ka eo no tena mipetraka ny lanjan’ny tests. Fa maninona no manoratra tests Eritrereto anie eh, manao theme WordPress ianao. Mandeha tsara daholo, tsy misy kihana. Nivoaka […]

WordPress sous Docker, conteneur dev local

Nampoina Razafindralaisa

3 août 2026

Be dia be ny afaka atao raha hanao installation WordPress en local. Misy ny LocalWP, afaka manao installation LAMP, fa raha hanamboatra theme sy plugin tena hafa ihany ny conteneur Docker. Matetika moa aho site efa misy foana no hanamboarana theme vaovao, na hanamboarana plugin. Noho izany, izay no scenario raisina eto, clonage site existant […]

KeePassXC, Gestionnaire de mot de passe offline

Nampoina Razafindralaisa

1 août 2026

Rehefa navigateur web amin’izao dia misy gestionnaire de mot de passe avokoa. Raha ho an’ny mpanoratra manokana, tsy mety amiko hoe any anaty compte Google / Firefox / Vivaldi sns any ny mot de passe-ko rehetra. Tsy misy ratsy amin’izany fa ny ahy aloha aleoko KeePass, gestionnaire de mot de passe en local. Base de […]

Navadika Archlinux ilay console retro

Nampoina Razafindralaisa

21 mai 2026

Projet kely ampiasaina ato an-trano izy ity, havaozina kely ilay Ordi portable maty écran avadika console retro. Config nampiakatra ram kely Marque sy modèle Dell Inspiron N4110 Processeur Intel core i3-2350M (4) @ 2.300GHz Architecture x86_64 RAM 8GB Carte graphique Intel HD Graphics 2500 Disque dur HDD 512 GB, Prudence ary misy bad sector OS […]

Tsy mety piloté amin’ny linux ilay clavier Fantech HE68 Pro

Nampoina Razafindralaisa

21 mai 2026

Tsy hoe tsy madeha akory ilay clavier, fa toa latsadanja amin’ny mpampiasa windows ianao sur Linux rehefa mampiasa ity clavier ity. Rehefa hanao personnalisation mantsy dia miditra amin’ilay application Web-Driver, izany hoe tsy installé-na ny azy ilay app de personnalisation fa sokafana amin’ny navigateur. Tsy mahita ilay clavier anefa izy io sur Linux. Solution avy […]

WorkSpace WordPress-n’ny mpanoratra

Nampoina Razafindralaisa

3 mars 2026

Developpement WordPress moa no tena mampidi-bola ny mpanoratra, ka mba zaraina ary ny workspace tsotsotra nefa manamora fiainana rehefa mi-dev WordPress. PHP code sniffer ho an’ny WordPress Izy ity moa dia fitaovana iray matanjaka sy mora ampiasaina rehefa manoratra code PHP, mampiseho (Highlight) sy manitsy izay fomba fanoratra code (auto-correction) tsy manaraka standard. WordPress moa […]

Waydroid : mampiasa Android ao anaty Linux

Nampoina Razafindralaisa

26 juillet 2025

Hyprland, Installation hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany

Nampoina Razafindralaisa

3 juillet 2025

Configuration Retroarch, émulateur ahafahana milalao

Nampoina Razafindralaisa

23 juin 2025

Installation Linux

Nampoina Razafindralaisa

16 juin 2025

Linux no système voasafidy fa ho atao amin’ilay console retro-gaming. Araho ary ny nahatonga izany safidy izany, ary inona no distribution nampiasaina.